Arahaba tratra ny Fety e !!!!!!
Page 1 sur 1 • Partager •
Arahaba tratra ny Fety e !!!!!!
Josiane
_________________
" L'Amour est de Dieu ; quiconque aime est né de Dieu et connait Dieu. " 1Jean 4:7.
" Déclare ces choses ,et enseigne-les ... Sois un modèle pour les fidèles, en parole, en conduite, en charité,en foi, en pureté ".Timothée 4:11,12

Josiane- Diacre

-
Nombre de messages: 13
Localisation: Troyes
Date d'inscription: 26/03/2008
Re: Arahaba tratra ny Fety e !!!!!!
faly miarahaba an'i Josiane
misaotra ny Tompo lalandava noho ny hatsarany rehetra ary koa an'i Josiane izay tsy manadino faly tokoa fa manana anabavy tsy mahafoy ary tena mahatoky ao amin'i Jesosy, Izy anie hitahy antsika rehetra hahavitantsika rehetra ny asam-panompoana izay niantsoany antsika avy ary Izy koa anie hitahiry antsika ambaram-pahatongany.
hitohy hatrany an-danitra anie ny fifaliantsika.
mandram-pihaona vetivety aloha é.

Ndriana- Diacre

-
Nombre de messages: 7
Age: 34
Localisation: voue 10150
Date d'inscription: 26/03/2008
Arahaba nahazo taranaka e
_________________
" L'Amour est de Dieu ; quiconque aime est né de Dieu et connait Dieu. " 1Jean 4:7.
" Déclare ces choses ,et enseigne-les ... Sois un modèle pour les fidèles, en parole, en conduite, en charité,en foi, en pureté ".Timothée 4:11,12

Josiane- Diacre

-
Nombre de messages: 13
Localisation: Troyes
Date d'inscription: 26/03/2008
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum